Dikan'ny teny : fijinjana
Hampiditra dikany hafa
(jinja) a.: Fanapahana ny tahom-bary amin'ny antsim-bary; fandringanana, fandripahana, fiotazana, fandraisana ny vokatra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha