Dikan'ny teny : fijangajangana

Hampiditra dikany hafa
(janga, jangajanga) a.: Fanaranam-po amin'ny fitondran-tena ratsy, filibana amin'ny fahalianana ara-nofo, fandehanana amin' ny olona tsy vadin'ny tena: Raran'Andriamanitra amin' ny didy fahenina ny fiJan gajangana. ΒΆ M.h,: Fandehandehanana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0763