Dikan'ny teny : fihotsahana
Hampiditra dikany hafa
(hotsaka) a.: Fianjerana, firodanana noho ny fahavontosan-drano: Ndeha jereo, ry Ikoto, izany fihotsahan'ny tamboho izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha