Dikan'ny teny : fihorona

Hampiditra dikany hafa
(horona) a.: Toetran'ny zavatra mihorona, mivoromborona, miforitra mihoronkorona: Fihoron'ny hodi-doha. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0874