Dikan'ny teny : fihomehezana
Hampiditra dikany hafa
(homehy, hehy) a.: Asa atao rehefa mihomehy: Fihomehezana eran'ny trano raha vao niditra izy. ? Fananihany: Nataon'ny olona fihomehezana ilay Ramatoa niteniteny foana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha