Dikan'ny teny : fihogo
Hampiditra dikany hafa
(hogo) a,: Fitaovana misy kinifinifiny, izay matetika vita amin'ny taolana na kanikanin-kena, entina mandamaka ny volo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha