Dikan'ny teny : fihodirana
Hampiditra dikany hafa
(hoditra) a.: Loko na volon'ny hoditra: Tsy tokony hisy ny fanavakavahana araka ny fihodirana, fa rehefa olombelona dia olombelona
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha