Dikan'ny teny : fihodinana
Hampiditra dikany hafa
(hodina) a.: Fitsimbadihana eo an-toerana ihany ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany: Ny fihodinan'ny tany no mahatonga ny andro sy ny alina. ~ Fitodihan'ny loha mankany eoriana: Ny fihodinany no tsy nahitany anao. •Tsipika afovoany ihodinan'ny zavatra iray, lahintangerina: Misy simba ny fihodinan'it9 kodiarana itQ
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha