Dikan'ny teny : fihitso-basy

Hampiditra dikany hafa
na Firitso-basy a.: Vy na hazo lavalava kely amin'ny basy natao hamahanana azy taloha, fa ankehitriny kosa ampiasaina hanadiovana azy fotsiny. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0066