Dikan'ny teny : fihinjihinjiana
Hampiditra dikany hafa
(hinjihinjy) a.: Fihinjirana, firidiridiana, asa atao rehefa mihinjihinjy. `Fihintsana (hintsana) a.: Fomban'ny zavatra mihintsana, miala, miraraka: Jereo kely ny fihintsan'ny oonin'ireto raozy ireto!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha