Dikan'ny teny : fihinana
Hampiditra dikany hafa
(hinana) a.: Fomba entina mihinana: Raisiny amin'ny hazo kely no fihinan' ny Sinoa ny vary, ~p.t.: Azo hanina: Misy holatra betsaka tsy fihinana fa misy poizina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha