Dikan'ny teny : fihimokimoka

Hampiditra dikany hafa
(himokimoka) a.: Fomba entina mihimokimoka, na manakombona ny vava mba tsy hihomehy, ne-fa fantatra ihany fa te hihomehy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0231