Dikan'ny teny : fiherehana
Hampiditra dikany hafa
(herika) a,: Fitodihana mankany ivoho, fijerena any aoriana: Raha hikasana hanao tsaratsara kokoa, dia misy maha-tsara azy ny fiherehana ny lasa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha