Dikan'ny teny : fihehezana

Hampiditra dikany hafa
(hehy) a.: Fanelezana: Ny fihehezan'ny fako no nampahaloto ny tokotany. ~ Fihohazana ary fanelezana amin'ny tongotra: Airy amin'ny fihehezan'ny alika ny tokotany no nahatonga io lauaka io, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2648