Dikan'ny teny : fiharoana
Hampiditra dikany hafa
(haro) a.: Fikambanana, firaisana amin'ny...: Mampahalala zavatra betsaka ny ankizy ny fiharoany amin'ny ankizy maro toa azy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha