Dikan'ny teny : fiharatra
Hampiditra dikany hafa
1.
p.a.: Enti-milaza olona fetsy. ΒΆ M.h,: fer. FetsY. - F.-p,: Fihara-bava: olona tsy mba misalasala miteny na menamenatra amin'izay lazainy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(haratra) a.: Hareza.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3.
(haratra) a.: Fomba entina miharatra. ? Lelan-java-maranitra, hareza. ~ H.o.: Olona kinga aoka izany raha hiteny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha