Dikan'ny teny : fihanjahanjana
Hampiditra dikany hafa
(hanjahanja) a.: Tsy fitondrana lamba na akanjo handrakofana ny vatana; fiboridanana, fihanjahana. ? H.i.: Fitondrana akanjo vitsy foana na manify: Tsy mangatsiaka ve ianao amin'izao fthon) ahanjanao izao?
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha