Dikan'ny teny : fihandrona
Hampiditra dikany hafa
(handrona) a.: Toetran'ny zavatra, indrindra ny rano, mihandrona, izany hoe mitoby amin'ny toerana iray.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha