Dikan'ny teny : figadragadra
Hampiditra dikany hafa
(gadragadra) a.: Toetran'ny feo migadragadra, izany hoe ratsy faneno toy ny vilany vaky: Mahatsikaiky ny figadragadran'ny feon'Ibalita kely.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha