Dikan'ny teny : fifonana

Hampiditra dikany hafa
(fona) a.: Fibabohana amin'ny ratsy natao tamin'olona ka mangataka famelana aminy, fivalozana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0738