Dikan'ny teny : fifindrana

Hampiditra dikany hafa
(findra) a.: Fiovana toerana: Mandany mandrakariva ny fifindrana trano, 1 Fiovana ho: Rehefa amin'ny antoko iray ianao, sarotsarotra ihany ny fifindrana am in' ny antoko hafa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0754