Dikan'ny teny : fifadiana
Hampiditra dikany hafa
(fady) a.: Tsy fihinanana na tsy fisotroana, tsy fanaovana zavatra, na noho ny fitanana ny fandraran'ny Razana na noho ny famehezan-tena: Fifadiano fisotro mahamamo,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha