Dikan'ny teny : fiezahana
Hampiditra dikany hafa
(ezaka) a.: Fikelezana aina, fanaovana ny farany azo atao, fikirizana fatratra: Tsy atnpy ny fiezahan'ity mpianatra ity' ka gisitra lava izy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha