Dikan'ny teny : fierotra

Hampiditra dikany hafa
(erotra) a.: Fomban' ny olona mierotra, izany hoe mamoaka feo mafy toa mitrona avy any an'orona eo am-patoriana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0658