Dikan'ny teny : fibiriohana
Hampiditra dikany hafa
(birioka) a,: Fivilianana any amin'izay tsY izy; fisompiranana any amin' ny tsy tokony haleha: Mandehana miadana fa atahorako ny fibirfohan'ny fiara any an-kady. q Fandosirana, file-fana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha