Dikan'ny teny : fibedibedena
Hampiditra dikany hafa
na Fibedibedesana (bedibedy) a,: Fimenomenonana miverimberina. • Fananarana na faniniana lavareny tsy an-kiato. q Firediredena, fitenitenenam-poana tsy misy heviny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha