Dikan'ny teny : fibarara
Hampiditra dikany hafa
(barara) a.: Fomba entina mibarara, izany hoe manaiky sy miaiky ny hadisoan'ny 'Lena noho ny fisehoan'ny marina tsy azo lavinaintsony.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha