Dikan'ny teny : fiaka
Hampiditra dikany hafa
1.
Fiakà (aka) a.: Fody adala.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a,: Fitsakoana zavatra mba hahazoana ny ranony: Fia-pary lava uany, ? Ny f aikan-javatra sisa mijanona rehefa avy notsakoina tahaka ny voalaza etsy ambony ilay zavatra: Tsara ny fary fa misy fiany. - t.i.f.: Fiahina, voafiaka 1 mifiaka, fifiaka, mpifiaka / ifiahana, fifiahana l mahafiaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha