Dikan'ny teny : fety
Hampiditra dikany hafa
(fr. fĂȘte) a : Fankalazana amim-pomba manetriketrika ny fitsingerenan'ny andro lehibe iray: Tao aloha, nisy roa ny fetim-pirenena malagasy: dia ny 26 Jiona sy ny 14 Oktobra, ilay voalohany fahatsiarovana ny nahazoana ny fahaleovantena ary ilay faharoa fahatsiarovana ny nijoroan'ny Repoblika I. Firavoravoana lehibe, lanonana : Nanao fety izahay tamin'ny fankalazana ny mariazin'ny zokinay.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha