Dikan'ny teny : fetaina

Hampiditra dikany hafa
1. (feta) mt,ih. (fetao): Atao voan'ny fatiantoka, fahafaham-baraka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (feta) mt.ih. (fetao): Asiana, simbana: Nofetainy ny varotraY. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0072