Dikan'ny teny : fempenana

Hampiditra dikany hafa
(fempina) mt.ih, (fempeno): Tampenana, tsentsenana: Fempeno tsara io lava-boalavo io mba tsy hidiran'ny voalavo intsony. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.11