Dikan'ny teny : fatambary

Hampiditra dikany hafa
a. (fiovan'ny hoe fatram -bary):Kapoaka na harona kely amarana ny vary arotsaka: Vary indimin'ny fatambary arotsaka, ry Bozy o, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.11