Dikan'ny teny : fasehina
Hampiditra dikany hafa
(fasika) p.t.: Be fasika, toa misy fasika: Tany fasehina izany tany at? izany, • H,o,: Masaisay sy maraorao, marokoroko: Rauinkazo fasehina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha