Dikan'ny teny : faray
Hampiditra dikany hafa
a.: Korintsana fampiasan'ny mpively zavamaneno, vita amin'ny volotsangana (telo tonona); voan-javatra madinika no ataony ao anatiny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha