Dikan'ny teny : fantsakàna

Hampiditra dikany hafa
(tsaka) a: Fakana rano eny an-doharano: Ma-fana erY ny resaky ny zatovouavy eny am-pantsakana rano. ~ Loharano na lavadrano namboarina hanovozan-drano: Latsaka tao ampantsakana ny roJon't Fara. a F,-p,: Fan tsa kan 'Antananarivo, ka ny aloha ihony no oloha: enti-milaza toe-javatra izay tokony hanarahana filaharana araka ny fahatongavana aloha, fa tsy hisy hifanongontsongona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0928