Dikan'ny teny : fantaka

Hampiditra dikany hafa
1. o.: Tehina salasalany ny habeny, maranitra ny lohany iray izay atsatoka amin'ny tany mba hihazonana ny vody tenona, na hamatoxaamaa ny tady ifatoran'ny omby. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. Fantáka a.: Zavamaniry fianakavian'ny volotsangana safngY izy marotsaka madinika kely toy ny bararata. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0735