Dikan'ny teny : fanotórana

Hampiditra dikany hafa
1. Fanotorana (tototra) a.: Famenoana tany lavaka iray. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (totótra) a.: Fane-. tsiketsehana ny foly mba hampitovy tantana azy tsy misy madilana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0595