Dikan'ny teny : fanontana
Hampiditra dikany hafa
(tonta) a.: Fanjerana: Fanontana kanonta. 1 Fanaovana printy boky na gazety: Trano fanontana boky. 1 Fampidirana anaty lasitra: Fanontam-biriky. / Fanontam-bola.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha