Dikan'ny teny : fanonja
Hampiditra dikany hafa
(onja) a,: Toetran'ny rano manonja, izany hoe misy alon-drano mitopatopa: Matahotra ny fanonjan'ny rano izy ka tsy sahy mitafngin-dakana,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha