Dikan'ny teny : fanondro
Hampiditra dikany hafa
(tondro) a.: Fomba entina manondro, manoro amin'ny tanana. / Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe: Iza cira no lava, ny fanondro sa ny manarapoana? 1 p. t.: Azo tondroina: Tay mba fanondro ny fasana, hoy ny Ntaolo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha