Dikan'ny teny : fanondranana
Hampiditra dikany hafa
1.
(ondrana) a.: Fandefasana olona na zavatra hiampita amin'ny lakana na ny sambo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(ondrano) a.: Fahadaladalana, fihetsehan' ny hadaladalana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha