Dikan'ny teny : fanombohana
Hampiditra dikany hafa
1.
(tomboka) a.: Fanasiana marika amin'ny vy mahamay, fitetehana: Didian'ny fanjakana ve ny fanombohana ny omby?
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(tomboka) a.: Fanaovana ny fiandohan-Javatra iray, fanaovana voalohany: Anio no fanombohana ny osa tanimbary. ? Fiandohana: Misy olona maty eo amin'ny fanombohan'ny tan-tara.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha