Dikan'ny teny : fanolotra
Hampiditra dikany hafa
1.
(tolotra) a.: Fomba entina manolotra: Samy hafa ny fanolotra voninkazo sy ny fanolotra sigara. ? p.t.: Azo atolotra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a.: Fomba na toetran'ny zavatra manakaiky zavatra hafa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha