Dikan'ny teny : fanokanana
Hampiditra dikany hafa
(tokana) a.: Fanavahana olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin'ny hala; fitehirizana: Aza hadinoinao ny fanokanana sakafo kely ho an'ny zandrinao nirery rano any an-tsaha. ? Fampiasana: Fanokanana ny andro amin'ny osa fitiava-namana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha