Dikan'ny teny : fanokana
Hampiditra dikany hafa
1.
(soka) a.: Fanatsobohana ao anaty ranon-doko mainty.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(tokana) a.: Fomba entina manokana, izany hoe mametraka amin'ny toerana miavaka. ? p.t.: Azo atokana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha