Dikan'ny teny : fanodinana
Hampiditra dikany hafa
(hodina) a.: Fampanaovana zavatra hihodina: Tsy toy izao uelioely no fanodinana io milina io,1 Fampiovana, fanasitiliana: Ny fanodinana ny ranom-boaloboka ho divay,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha