Dikan'ny teny : fanjanahana

Hampiditra dikany hafa
(zanaka) a.: Fananganana ho zanaka. / Fakana na fisamborana vola misy zanany, fananàna. - F,-p,: Fanjonahan-tany: fakana tanin'olona ho fananan'ny tena na ho eo ambany fahefan'ny tena tsy aratsitrapony. / Fanjanahantsaina: fanandevozana ny saina izay tsy avala hanana ny fahaleovan-tenany fa entina amin'izay itiavana azy ary ampidirana izay tiana hampidirina ao aminy, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0347