Dikan'ny teny : fanirahana

Hampiditra dikany hafa
(iraka) o.: Fandefasana matetika: Any an-tsena no fanirahany ahy. ~ Fandefasana olona hanatanteraka zavatra iray: Avy amin' ny lehiben'ny Gouernemanta ny fanirahana olona hamitrana fihauanana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0064