Dikan'ny teny : faniniana
Hampiditra dikany hafa
1.
(tsiny) a.: Fanomezan-tsiny, filazana ho diso; fanakianana, fandidiana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(tsiny) a.: Fanamafisana vy amin'ny fanampiana na fanofanana azy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha