Dikan'ny teny : fangovitra
Hampiditra dikany hafa
(houitra) a: Fomban'ny olona mangovitra, mipararetra: Moa oe samy hafa ny fangooitry ny olona marary sy ny an'ny olona matahotra?
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha